Teny iditra fito
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Enina ampiana iray: Misy andro fito ao anatin' ny herinandro
¶ Ilazana zavatra betsaka: Hanim-pito loha.
  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] seven. [Jav. pitu.]
  [Hallanger 1973] seven
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974] sept
Marika iraisam-pirenena  [3.1] 7
VII
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Fifanampiana
Fampitomboana
Ohatra  [Andraina: Mitaraina, takila 107] Fianakaviana iray nisy olona fito, maty daholo.
Teny nalaina 
Lahatsoratra 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny fito ity (2): Ambatofitorahana, Ankilifito

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/26