Teny iditra | fitobahana (tobaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitopazan' ny rano fzay mihoa-pefy: Ny fitobahan' ny rano amin' ny siny. / Mikisaha fa tsy hitahita akory ny fitobak' iny rano mangotraka entin' Ikoto iny ¶ Habetsahana sesehena: Endre izany fitobahan' ny vary ao an-tsena! Fararano tokoa ny andro [1.1] | |
Tovy hevitra | fitobaka | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |