Teny iditra fitoha (toha)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mitoha, izany hoe mitady, mizaha (remby, haza) [1.1]

Teny iditra fitoha (toha)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo tohaina, hazaina [1.1]

Fivaditsoratra fohita, fotahy, ho faty, tafiho, tifaho, fihota, fitaho

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31