Teny iditra fitohizana (tohy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Izay entina na ampiasaina hitohy hena, vakana...: Andeha aloha maka kofehy kely atao fitohizan-kena [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitohizana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay continuité [SLP 1986]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31