Teny iditra | fito lahy fito vavy (fito, lahy, vavy) | ||
Sokajin-teny | fomba fiteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | teny entin' ny olona mitso-drano ny mpanambady mba ho maro anaka, maro dimby [Rajemisa 1985] | ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |