Teny iditra fitomaniana (tomany)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandrotsahan-dranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo; fangatahana, fitalahoana mafy miaraka amin-dranomaso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy weeping, lamentation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay pleurs, lamentations [1.8]

Teny iditra Fitomaniana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy Fitomaniana: unk: [2.996]
Fanazavàna teny malagasy  [Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: NNN] [1.38]
Fanazavàna teny anglisy Lamentations: unk: [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Lamentations: unk: [2.996]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20