Teny iditra fitory (tory)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mitory, izany hoe manasilaka ny tsiratsira-javamaniry iray mba hofolesina, na manisy soritra manelanelana manavaka, na miampanga olona nanao hadisoana amin' ny fitsarana, na milaza sy mivaofy ny tenin' Andriamanitra [1.1]

Teny iditra fitory (tory)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo torina [1.1]

Fivaditsoratra tifiro

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31