Entrée |
fitsaboana
(tsabo)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fikarakaràna amin' ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana:
Arakaraka ny fahamafisan' ny aretina no mahela sy mahasarotra ny fitsaboana [1.1]
|
Explications en anglais | Medical care and nursing [1.7]
|
Explications en français | Soins médicaux [1.8]
|
Exemples |
1 | Inona no nataon' i Galliéni momba ny fitsaboana?
[2.113]
|
2 | Ka dia ilana fitsaboana haingana ity aretina ity.
[2.285]
|
|
Vocabulaire |
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
|