Entrée (1/2) | 1 fitsakana (tsaka) |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Filentehana, fitrobahan-java-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany [1.1] |
Synonymes | 4 fitsaka |
Entrée (2/2) | 5 fitsakana (tsaka) |
Partie du discours | 6 nom |
Explications en malgache |
7 Fitàna rano amin' ny firobohana ao anaty rano: Raha marivo ny rano na tsy misy voay, ny fitsakana no haingana indrindra amin' ny fitana azy [1.1] |
Anagrammes | 8 afantsika, fanatsika, fanitsaka, fitsakana |
Mis à jour le 2022/04/17 |