Teny iditra fitsikalana (tsikala)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra misy tsikalana na aro mba tsy hipetahany mivantana amin' ny tany [Rajemisa 1985]
Mpitovy hevitra fitsikala

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31