Teny iditra fitsilo (tsilo)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fomba entina mitsilo, izany hoe mitondra hazavana mba hahitana ao amin' ny maizina
¶ Zavatra entina mitsilo
¶ Azo tsilovina

Teny iditra fitsilo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [SLP 1986] jiro aratra azo afindrafindra
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] baladeuse
  [Boiteau 1997] [Betsimisaraka, Sakalava, Tsimihety] (racine ilo ou tsilo dans les sens de clarté, lumière). Nom donné aux torches et aux bois riches en résine avec lesquels on les fabrique (voir fanilo).

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31