Teny iditra | fitsilo (tsilo) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mitsilo, izany hoe mitondra hazavana mba hahitana ao amin' ny maizina ¶ Zavatra entina mitsilo ¶ Azo tsilovina [1.1] | |
Teny iditra | fitsilo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | jiro aratra azo afindrafindra [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | baladeuse [1.13] | |
[Betsimisaraka, Sakalava, Tsimihety] (racine ilo ou tsilo dans les sens de clarté, lumière). Nom donné aux torches et aux bois riches en résine avec lesquels on les fabrique (voir fanilo). [1.196] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |