Teny iditra fitsongo (tsongo)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Azo tsongoina

Teny iditra fitsongo (tsongo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fomba entina mitsongo izay azo adika hoe: mamely amin' ny fanerena amin' ny bobo, na maka anana amin' ny hohontanana izay entina hanapahana azy

Teny iditra fitsongo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] pince
Voambolana 

Teny iditra fitsongo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Sakalava] . Arbre dont les graines sont fortement toxiques : Rourea orientalis Baill. (Connaraceae). Feuilles et écorces dépourvues d'alcaloïdes. Voir aussi kitsongo.
Voambolana 
Anarana siantifika Rourea orientalis

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31