Teny iditra | fivadiana (vady) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Firaisana, fiaraha-miaina toy ny mpivady ¶ Fiarahana: Tsy dia tsara ny fivadian' ny palitao mavokely sy ny pataloa maitso tanora [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny frantsay | L’état de ceux qui sont mariés, le motif [Abinal 1888 takila 797] | |
accouplement [SLP 1986] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |