Teny iditra fivadihana (vadika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fifandisoana ka ny lafy ratsiny indray no miseho: Ny fivadihan' ny lamba
¶ Fanaovana ny tehezana atao ambanimandry: Mety mba hahafaty ny marary ny fivadihany miankavia fa vizaka izy mihorirana forma miankavanana
¶ Fiovana ho ratsy tsy araka ny nampoizina: Mahagaga ny fivadihan' ny andro tampoka tao
¶ Fiovana ho ratsy, nefa nitokisana, famadihana: Mahamendrika hovonoina ho faty ny fivadihana amin' ny tanindrazana
¶ Fitsipahana ny teny natao: Mitory toetsaina tsy mahomby ny fivadihana amin' ny teny napetraka
¶ Fifandisoana ka ny anoloana no lasa aoriana, na ny aoriana basa anoloana:Ny fivadihan' ny satrokao no nihomehezan' ny ankizy anao [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy the act of turning over; treachery [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay L’action de changer de côté, de se retourner, de chavirer, de changer, de violer, de passer à l’ennemi, de rejeter, de trahir [Abinal 1888]
 action de changer de côté; trahison [Hallanger 1974]
Ohatra Fomba fisehoan' ny tsy-fahatantesana onja koa, dia ny fivadihana atidoha. [Andraina: Mitaraina, takila 179]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31