Teny iditra fizahana (zaha)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandehanana mijery: Fizahana lanonana
¶ Fitadiavana: Tsy mora ny fizahana asa ankehitriny
¶ Fitsapana: Fizahana toetra an' Itrimofoloalina ve sa inona no nilazana fa hatao sorona izy ho ala faditr' Andriamasinavalona
¶ Fanontaniana ny sikidy
¶ Fandinihan' ny dokotera ny marary izay manatona azy mba hotsaboina: Amin' ny maraina ihany no fizahon' i dokotera Ranona [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu'on peut regarder, manière de regarder [Abinal 1888 takila 865]
 exploration, consultation [SLP 1986]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Dia ny fizahana ny lanjany sy ny famantarana ny feony, fandrao misy tsy mety. [Razoharinoro: Soratra]
2Diso mety loatra, hoy izy, raha natao ny fizahana, io no tandroky ny tany sady ondam-panjakana; [Rabetsimandranto: Trimofoloalina]

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/21