Teny iditra fizakana (zaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiaretana, fandeferana: Zava-tsarotra ny fizakana ny latsa sy ny eso
¶ Fandidiana, fandaharana: Ny fizakako ny fananako
¶ Fitondrana, fananana: Fizakana ny zo malagasy [Rajemisa 1985]

Teny iditra fizakana (zaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitenenana, firesahana [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31