Entrée | fizihirana (zihitra) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fibontsinana: Ny fizihiran' ny kibony no niantsoanay dokotera Fahatezerana: Tsy hadinoko ny fizihirany tamiko herinandro Fihenahenana tsy miteny: Tsy nisy ratsy nataony akory fa ny fizihirony no nahasosotra ahy [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |