Entrée | 1 foana |
Partie du discours | 2 adjectif ou adverbe |
Explications en malgache |
3 Tsy misy na inona na inona ao anatin' ny, babangoana: Tanàna foana 4 Tsy misy vidiny; tsy misy lanjany; maivana; tslnontsinona: Hevi-poana izany 5 Heverina ho toy ny tsy misy antony, tsy azo ekena, tsy manana ny maha-ara-dalàna azy: Foana ny fangatahanao / Foana ny fanambadiany satria noterena razazavavy 6 Very daholo, levona: Foana ny haren-dRakoto 7 Tsy tanteraka: Foana ny fikosako noho io loza tsy nampoizina io 8 Tsy misy vokany: Manasatena foana ianao manao an' io fa tsy raharahain' ny ankizy akory 9 Tsy an-kijanona: Miasa foana izy na marary aza [1.1] |
Explications en anglais |
10 empty, void [1.2, 1.7] 11 vain 12 freely, foolishly, uselessly [1.2] |
Explications en français |
13 vide [1.3#177, 1.8] 14 vacant, vain, frivole, insignifiant, inutile, nul, épuisé, perdu 15 sans but, inutilement [1.3#177] |
Exemples |
16 Mihomehimehy foana ialahy! [2.117] 17 Miherikerika foana teo izy. [2.470] 18 Aza atao fotsy volo mitazam-poana. [2.69] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Analogues | 26 Lany, Jifa, majifa, fongana, tapitra |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Anagrammes | 58 afano, afona, anofa, aofan, fanao, fanoa, foana, naofa, ofana |
Mis à jour le 2023/04/14 |