Teny iditra | fohy | ||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy lava, kely: Fohy loatra ny akanjonao ¶ Tsy maharitra, mora tapitra: Fotoana fohy taorian' izay... [Rajemisa 1985] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | short [Hallanger 1973] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | court [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||||||
bref, laconique, petit [Abinal 1888] | |||||||||
Sampanteny |
| ||||||||
Teny mifanohi-kevitra | lava | ||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny fohy io | ||||||||
Haianarantany | |||||||||
Teny iditra | fohy (foka) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao fohina | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |