Entrée | fohy fiainana | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | 1. tsy ampy halavana araka izay ilana azy amin' ny asany, ka tonga kely ezaka; mora mialo toy ny tafaforana na ny vimiaina izany 2. fohy andro [1.10] | |
Explications en français | Qui a peu d'air pour respirer, qui respire difficilement; qui a la vie courte Qui ne va pas loin, pas solide: Fohy fiainana ity trano ity (Cette maison n'est pas solide) [1.3] | |
Mots élémentaires | fohy, fiainana | |
Mis à jour le 2023/05/13 |
![]() |