Teny iditra | fo lentika (fo, lentika) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | lolompo maharitra [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [lentika, sunk in.] malice, malignity [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | rancune profonde [1.3] | |
Voambolana | Ontam-po | |
Tovy hevitra | lolompo ~ otripo | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |