Teny iditra fomena (omena)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Omena matetika: Voatamenaka no fomena ny zaza misy kankana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy a irregular noun used in the sense of fanome, a gift, a customary gift, a recognized rate. [1.2]

Fivaditsoratra mañefo, mañofe, fameno, fanome

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05