Teny iditra | foneña | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] toetra, fonenana: Ny foneña toetse ambone lozoke ka ny olo mitsinjo ro mahita (Ny fonenana toerana ambony vavahady ka ny mpitazana no mahita) [1.78] | |
Fivaditsoratra | faneno |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |