Teny iditra fono
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Ny eo ivelan' ny zavatra manafina na mandrakoira ny tenany: Ataovy tsara fono io zazakely io sao mangatsiaka,
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a cover, an envelope.
  [Hallanger 1973] a cover or wrapping
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] couverture, enveloppe
¶ action de plier dans un noeud
  [Hallanger 1974] couverture, emballage, reliure
  [SLP 1986] enveloppe, gaine
  [Boiteau 1997] (sens général : couverture, enveloppe) Chez les plantes, paroi des fruits lorsqu'ils s'ouvrent pour laisser échapper les graines. On dit aussi fonofono, duplicatif plus usité.
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31