Teny iditra fononteny (fono, teny)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mari-tsoratra ( ) mamono fehezan-kevitra tsy dia ilaina loatra ary toa avahana mitokana: Ny ala volon-jaza (izay atao koa hoe sonia), dia fanetezana voalohany ny volon' ny zaza raha vao mandray telo volana izy
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986, Rajaonarimanana 1995] parenthèse
Voambolana 
Mpanahaka  < > fononteny maranitra
  [ ] fononteny mahitsy
Tsanganana sy sary iray takila Mari-tsoratra

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/23