Teny iditra fontsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Karazan' akondro be voany, izay atao koa hoe akondro afontsy
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Betsileo, Betsimisaraka, Tanala] (du batak untsi) Nom des bananiers cultivés, Musa paradisiaca L. et Musa sapientium L. (Musaceae) et de leurs nombreuses variétés. Voir aussi akondroafontsy.
Voambolana 
Anarana siantifika Musa paradisiaca, Musa sapientium
Tsipelina hafa 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny fontsy ity (1): Ambalafontsy

Teny iditra fontsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka, Tanosy] ravinala
  [Rajemisa 1985] Anarana ilazana ny ravinala rehefa antitrantitra
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [Betsimisaraka] the traveller's tree. Same as ravimpotsy (Betsim.), bemavo (Prov.), batabia , (Sak.), akondrohazo (Prov.). Comp. ontsy.
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Betsimisaraka] (du batak untsi) Lors de leur arrivée à Madagascar, les proto-malgaches ont immédiatement comparé au bananier le ravinala, Ravenala madagascariensis Sonn. (Strelitziaceae) et lui ont donné le même nom. L'arbre du voyageur, tel est son nom français, fournit de nombreux produits utiles ; feuilles sèches pour la construction, parois des cases et toitures ; troncs pour la construction ; graines comestibles après cuisson, etc. Voir aussi ravinala.
Voambolana 
Anarana siantifika Ravenala madagascariensis
Tsipelina hafa 
Mpitovy hevitra akondrohazo ~ bakabia ~ bemavo ~ ravimpotsy ~ ravinala

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31