Teny iditra fotaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Tany len-drano ka manjary marihitra maditidity ary malama
¶ Dilatra: tsara homarihina anefa fa ny dilatra dia irony fotaka maintimainty mandry tsikelikely any amin' ny fanambanin' ny rano
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] mud, slime, bog
  [Hallanger 1973] mud
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] la boue
Sampanteny 
Haiendriteny 
fotaka
fotako
fotakao
fotany
fotatsika
fotakay
fotakareo
fotak'
fota-
fotaky
-potaka
-potako
-potakao
-potany
-potatsika
-potakay
-potakareo
-potak'
-pota-
-potaky
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  fotadrevo ~ fotamalemy
Ohatra 
1 [Rajohanesa: Kintana] Izay feno fotaka sy lavenona tamin'ny tampon-tanety nombany no sisa hitany tao.
2 [Andraina: Mitaraina, takila 171] mihady dia manilika ny fotaka voahady.
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny fotaka ity (2): Ambalafotaka, Ankijanifotaka

Teny iditra fotaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bezanozano] [ fôtaka ] varatra: Latsaham-pôtaka
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a thunderbolt.
  [Hallanger 1973] lightning
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] la foudre
Voambolana 
Haiendriteny 
fotaka
fotako
fotakao
fotany
fotatsika
fotakay
fotakareo
fotak'
fota-
fotaky
-potaka
-potako
-potakao
-potany
-potatsika
-potakay
-potakareo
-potak'
-pota-
-potaky

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31