Entrée |
fotsiny
(fotsy, -ny)
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | Tsy misy fanampiny tsy misy fangarony: Vary fotsiny no haniny isan' andro (tsara homarihina fa na mitovitovy hevitra amin' ny Ihany sy ny Monja aza ny Fotsiny dia misy maha-samy hafa azy amin' ireo ihany: ny fotsiny dia manantitrantitra momba ny tsy fisiana fanampiny, fangarony: Vary fotsiny no haniny; ny ihany, momba ny maha-irery ilay voalaza: Rakoto ihany no mpampianatra azoazoko; ary ny monja kosa, fampiasa indrindra miaraka amin' ny teny milaza: Mpianatra telo monja no tonga [1.1]
|
Explications en anglais | Alone, exclusive of anything else, for nothing, insignificantly, causelessly. See foana, hiany, maina. [1.2]
|
Explications en français | Seulement, simplement [1.3, 1.5]
|
| Sans raison, vainement, inutilement [1.3]
|
Exemples |
1 | Dia aoka fotsiny e!
[2.445]
|
2 | Fakana sary fotsiny ve?
[2.356]
|
3 | Ekeo fotsiny aloha ny adidy.
[2.528]
|
4 | Fisotroana fotsiny no natao tao.
[2.4]
|
5 | Manginy fotsiny izany, hoy ny mahalala.
[2.499]
|
|
|