Teny iditra foy hehy (foy, hehy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy enti-milaza zazakely sambany mihomehy, na ny tolotra omen' izay nihomehezany voalohany [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31