Teny iditra | foza | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Famoriporetana, familavilana [Rajemisa 1985] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Mpitovy hevitra | fozafoza | ||||||
Teny iditra | foza | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | circoncision [SLP 1986] | ||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||
Mpanahaka | didiam-poitra ~ fora ~ savatse ~ sambatra ~ hasoavana ~ tapakanake | ||||||
Teny iditra | foza | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Biby folo tongotra naman' ny orana, izay manetoka sy manery mafy amin' ny tanabeny misy nifinifiny ny nofon' izay azony. [Rajemisa 1985] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | a small fresh-water crab. [Richardson 1885] | ||||||
a crab [Hallanger 1973] | |||||||
Fanazavàna teny frantsay | crabe [Hallanger 1974] | ||||||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | ||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||
Ohatra |
| ||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny foza io | ||||||
Haianarantany | |||||||
Teny iditra | foza | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Karazan' adabo fihinam-boa [Rajemisa 1985] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] (vient sans doute de foza : ce qu'on a l'habitude de maltraiter, de rudoyer). Treculia sambiranensis Leandri (Moraceae). Graines comestibles fournissant une bonne fécule. Cuites on en fait une purée rappellant la purée de haricots. La chair du syncarpe, par contre, a un arrière goût amer et désagréable ; elle n'est pas consommée et l'on voit souvent au bord des sentiers ces gros fruits qui ont été écrasés par les passants. C'est peut-être l'origine du nom. Ils dégagent alors une forte odeur d'éther. [Boiteau 1997] | ||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||
Anarana siantifika | Treculia sambiranensis | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |