Teny iditra gaigy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Romotra: Alika gaigy
¶ Misafoaky ny hatezerana: Olona gaigy na gaigin' olona.
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885, Hallanger 1973] foolish
  [Richardson 1885] imprudent, indiscreet, obstinate, mad
  [Hallanger 1973] imbecile; clever in a bad way
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Hallanger 1974] Imbécile
  [Abinal 1888] insolent, enragé, fou de colère
  [Hallanger 1974] habile au mal, audacieux
Sampanteny 
Tsipelina hafa 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31