Teny iditra | galona | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Ribà matevina misy tsorian-kofehy volamena na volafotsy apetaka amin' ny vozona na lohatanana na tratran' akanjo ho mari-pahamboniana sy voninahitra [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | gold or silver lace [1.2] | |||
gold braid or marks of rank on uniforms [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | galon [1.3, 1.8] | |||
Kamban-teny |
| |||
Ny fihaviany | Anglisy: galloon. Frantsay: galon. | |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny galona io | |||
Fivaditsoratra | angola |
Nohavaozina tamin' ny 2022/12/10 |
![]() |