Teny iditra ganagana entina amin' ny tendany (ganagana, entina, amy, tenda)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy ilazana ny olona tsy manan-tsitrapo fa izay itondrana azy dia alehany; olona tsy manan-tsafidy fa entin' ny sasany amin' izay tiany hitondrana azy [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31