Teny iditra | garabola | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny lakilasy misy ny mpianatra madinika vao mianatra abidy [Rajemisa 1985] | ||||
sehatra fibeazana fototra andraisana zaza vao miana-mandeha eo amin' ny fianarana: Vao tao amin' ny garabola io zaza io dia efa hita ny haranitan-tsainy [Akademia 2005 takila 471] | |||||
sekoly fibeazana fototra ianaran' ireo zaza vao miana-mandeha eo amin' ny fianarana: Manampy betsaka ny fanabeazana ny fampitaovana an' ireny garabola ireny [Akademia 2005 takila 471] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | classe maternelle [Rajaonarimanana 1995] | ||||
Voambolana | Fianarana | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Mpanahaka | tongavola ~ rosovola ~ kingavola ~ haivola | ||||
Ohatra |
| ||||
Teny iditra | Garabola | ||||
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky na seho an-tsehatra) | ||||
Mpanoratra | FOFAFIPE | ||||
Fanonta printy | 1992, 2000. Ambainy: 18cm. Haavony: 24cm. Takila: 96. Ministeran'ny Fampianarana Ambaratonga Faharoa sy Fanabeazana Fototra, Antananarivo. | ||||
Copyright | MinESEB 2000 | ||||
Voambolana | Fianarana | ||||
Fanoritsoritana | Boky famakianteny sy fanazaran-tsaina ho an' ny T1 (Kilasy faha-11) | ||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/04/30 |
![]() |