Teny iditra gedra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fatotra migoragora, fehy tsy voasintona tsara
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] loosely tied; fatigued, tired.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] Lâche, mal lié
Sampanteny 
Mpitovy hevitra gedragedra

Teny iditra gedra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a gold chain worn loosely.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] chaine en or que les femmes portent au cou

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31