Teny iditra | gejana (geja) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fatorana mafy: Gejao ity kofehy ¶ Fihinina, giazana mafy: Aza gejainao ny tanako ~ Vao tonga izy dia nogejainy ny zanany ¶ Terena: Gejao mba hitaon-jejika izy ¶ Tanana, tazonina: Nogejainy tao am-pahitra ny ombiny fa be ny mpangalatra [1.1] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | same as gehezina [1.2] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Tsipelina hafa | gejaina | ||||||||||||||||
Mpitovy hevitra | gehezina | ||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny gejana io | ||||||||||||||||
Fivaditsoratra | angeja |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |