Teny iditra girigirika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Teboka, fanamarihana ny tsy tonga
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a point, a dot, a period, a full stop.
  [Hallanger 1973] a small mark or point;
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] point, petite marque;
Sampanteny 
Mpitovy hevitra hirigirika
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Tsanganana sy sary iray takila Mari-tsoratra

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/23