Teny iditra goaika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vorona lehibebe salasalany, mainty ny volony, fa eo amin' ny tendany no misy fotsy mihodidina toa fehivozona; vorona mihinana nofom-biby ny goaika ary malaza ho mpihinana ny voanjon' olona maniry koa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy a crow. Corvus scapulatus, Dand. Gaga, goaga, goaka, goake, goaky are used in the provinces. [1.2]
 a crow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay corbeau [2.415, 1.54, 1.8]
Voambolana 
Anarana siantifika Corvus scapulatus
Kamban-teny 
Mpitovy hevitra gaga ~ goaga ~ goaka ~ goake ~ goaky
Ohatra 
1Fambara loza ve ity goaika tokana ity? [2.643]
2ary Ikotofetsy nitondra goaika tao anaty harona; [2.293]
Ohabolana 
Lahatsoratra 
Sary 

Teny iditra goaika
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay Se disait des choses semblables [2.415]

Fivaditsoratra agioka

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/18