Teny iditra goga
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Antitra izaitsizy, tranainy, efa ela dia ela: Efa goga marina Ingahy Rainikoto fa efa dimy amby zato taona
Mitovy hevitra: antitra ~ golagoay ~ konka ~ tranainy
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] aged. See konka, antitra.
Fanazavàna teny frantsay  [David: Dialectes (takila G)] [Tankarana] vieux.

Teny iditra goga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Betsileo] vodihazo ngeza niongotra: Fairo ateto ny goga fa hamindroañe se aliña (Ento eto ny vodihazobe hatao kitay hamindroana raha alina)
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Betsileo] (de l'adjectif goga : vieux, très âgé, antique) en général, souche des arbres restant dans les prairies soumises aux feux périodiques.

Teny iditra goga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Betsileo] (de l'adjectif goga : vieux, très âgé, antique) Eugenia sp. (Myrtaceae) (Identité déjà signalée par Baron et Richardson). Petit arbre à fruits comestibles. Restant souvent sous forme de souche calcinée dans les prairies brûlées. Devenu très rare.
Voambolana 
Anarana siantifika Eugenia sp.

Teny iditra Goga
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [Baiboly] Goga
  [Baiboly] Gog
Fanazavàna teny frantsay  [Baiboly] Gog
Voambolana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31