Teny iditra gogogogo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fitomaniana arahina toloko na feo mafy; dradradradra
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] weeping loudly, crying out, screaming, as with pain, lamentation. Compare gagagaga
  [Hallanger 1973] lamentations
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Hallanger 1974] lamentations
  [Abinal 1888] pleurs
Sampanteny 
Ohatra  [Rapatsalahy: Kintana, takila 11] Tomany izao, gogogogo izao, na ny an'i Fandravaka na ny an'ny ray aman-dreniny.

Teny iditra gogogogo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] rolling impetuously, as a rapid stream
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] le bruit, la violence, le bouillonnement de l’eau qui coule
Sampanteny 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny gogogogo ity (1): Gogogogo

Teny iditra Gogogogo (gogogogo)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -24.2666667, 44.8
Haianarantany gogogogo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31