Teny iditra goragora (gora)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy mifatotra tsara, mifatotra malemilemy, mora vahana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy same as borabora [1.2]
Sampanteny 
Tovy hevitra borabora

Teny iditra goragora
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] venir, aller en grand nombre. [1.19]
Tovy hevitra borabora ~ gora

Teny iditra gôragôra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] osa, kanosa [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31