Teny iditra | habobo | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Ilay ronono tsy mbola tena madio avy amin' ny ombivavy ny andro fahatelo aorian' ny iterahany ¶ Ronono ampandrina andro vitsivitsy hivaingana [Rajemisa 1985] | ||
Fanazavàna teny anglisy | the milk of a cow on the third day after calving [Richardson 1885] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Le lait encore sale que donne la vache le troisième jour après qu’elle a vêlé [Abinal 1888] | ||
Teny iditra | habobo | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Lainga na filazana tafahoatra hamitahana, tantara valamaty: Milaza habobo [Rajemisa 1985] | ||
Fanazavàna teny anglisy | a fable, a trick. See songo. [Richardson 1885] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Apparences trompeuses [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995] | ||
plaisanterie [Abinal 1888] | |||
Tsipelina hafa | habibo | ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Mpanahaka | angano ~ anjabobo ~ anoano ~ arira ~ fasitara ~ hagà ~ karijo ~ tantara valamaty ~ taria | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |