Teny iditra habokana (boka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] aretin-koditra avy amin' ny mikraoby iray manokana izay mahatonga toy ny atoditody eny amin' ny hoditra ka eo amin' ny tarehy no betsaka indrindra; vetivety dia miova ny endrik' ilay marary ka toa mivontovonto hafahafa.
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885, Hallanger 1973] leprosy
Fanazavàna teny frantsay  [Rajaonarimanana 1995, Beaujard 1998] lèpre
  [Abinal 1888, Hallanger 1974] la lèpre
Fanazavàna teny alemà  [Bergenholtz 1991] Lepra
Voambolana 
Teny nalaina 
Habaka World Health Organization: Leprosy (http://www.who.int/lep/index.html)

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31