Teny iditra habokana (boka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy aretin-koditra avy amin' ny mikraoby iray manokana izay mahatonga toy ny atoditody eny amin' ny hoditra ka eo amin' ny tarehy no betsaka indrindra; vetivety dia miova ny endrik' ilay marary ka toa mivontovonto hafahafa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy leprosy [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay lèpre [1.5, 1.6]
 la lèpre [1.3, 1.8]
Fanazavàna teny alemà Lepra [1.56]
Voambolana 
Teny nalaina 
Habaka World Health Organization: Leprosy (http://www.who.int/lep/index.html)

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20