Teny iditra | hadihady (hady) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy fisian-javatra na inona na inona [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | many trenches ¶ fig. investigation. Compare hady [Richardson 1885] | |
Fanazavàna teny frantsay | dont on a tout retiré, mis à nu, découvert [Abinal 1888] | |
Sampanteny |
| |
Ohatra | Mbola azo ahoatra an' izany koa ny hadihady [Rabemolaly: Fary, takila 220] | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny hadihady io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |