Teny iditra hadino
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] tsy tsaroana: Hadinoko ny anaranao
¶ tsy tsaroana ny niteny na ny nitondra: Hadino ny hafatra ~ Hadino ny boky
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885, Hallanger 1973] forgotten
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Hallanger 1974] oublié
  [Abinal 1888] dont on ne se souvient pas
  [Abinal 1888] pardonné
Sampanteny 
Haiendriteny 
hadino
hadinoko
hadinonao
hadinony
hadinontsika
hadinonay
hadinonareo
hadinon'
hadinon-
hadinom-
hadino
hadinoko
hadinonao
hadinony
hadinontsika
hadinonay
hadinonareo
hadinon'
hadinon-
hadinom-
ho hadino
ho hadinoko
ho hadinonao
ho hadinony
ho hadinontsika
ho hadinonay
ho hadinonareo
ho hadinon'
ho hadinon-
ho hadinom-
Ohatra 
1 [Dahle: Angano, takila 74] Kanjo nony ampitso dia mbola hadinony ihany indray
2 [Rabary: Daty, takila 85] Tsy ho hadinonay mandrakizay ny fitiavana nasehony anay

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31