Teny iditra |
hady
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Lavaka vita-Nanahary na nohadina tomandavana mba hikorianan' ny riaka na hiarovana ny vohitra amin' ny fahavalo na hambolen-javatra tia mandomando nefa tsy tia rivotra; tevana [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | a ditch, a trench, a moat, a fosse. [Mal. gato, Menangabow kati; toba hati.] [Richardson 1885]
|
| a pit, a hole, a ditch [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | fossé; action de creuser [Hallanger 1974]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
Haianarantany |
|
|