Teny iditra hady voanjo
Sokajin-teny fomba fiteny
Teny fotony hady, voanjo
Fanazavàna teny malagasy entina milaza fampitandremana (sao tsy mahalala ny mena ravina hakofoka) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Digging for earth-nuts; fig. careful attention to one's work. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Action de fouiller des pistaches ; fig. attention [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01