Teny iditra | hafa | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy izy, tsy ny voalaza: Rakoto no namono ny mamba ka ny hafa no niravaka ny nifiny / Olon-kafa no nanao izany fa tsy izaho ¶ Tsy mitovy, tsy tahaka: Hafa itỳ satroka itỳ noho itsy [Rajemisa 1985] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | different [Richardson 1885, Hallanger 1973] | ||||||
another [Richardson 1885] | |||||||
other [Hallanger 1973] | |||||||
Fanazavàna teny frantsay | autre; différent [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||
Ohatra |
| ||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny hafa io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |